Entry | fandaharana (lahatra) | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Fametrahana olona na zavatra mahitsy tomandavana:
ianao no mikarakara ny fandaharana ny mpianatra Fandaminana: Aorian' ny fiarahabana dia fanolorana ny saotra no hataontsika, araka ny fandaharana Fanaovana kabary na lahateny: Tsy azoazoko ny fandaharan-dRangahy io teny fa toa ny efa voalaza ihany no averimberiny [1.1] | ||||||
Fandaminana atao mba hampizotra tsara ny fanatanterahana raharaha iray [1.13] | |||||||
Explanations in English | The act of arranging or lining up; the delivery of a speech; the setting of type; a list; a program [1.7] | ||||||
Explanations in French | Programme [1.8, 1.13] | ||||||
Action d'arranger, de mettre en ligne action de donner un discours; action de composer en imprimerie; liste [1.8] | |||||||
Rangement [1.13] | |||||||
Examples |
| ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Updated on 2023/09/04 |