Entry (1/2) | 1 milahatra |
Root | 2 lahatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mijoro manaraka tsipika mahitsy: Milahatra tsiroaroa ny mpianatra [1.1] |
Explanations in English |
5 to be in line, to stand in line [1.7] |
Explanations in French |
6 être en rang, alignés [1.8] |
Examples |
7 Voatirin-tsoavaly dimy aman' enina no mitsipara-kazo milahatra ao anaty tranoheva amin' ny ilany avaratra. [2.470] 8 Ny faharoa milahatra amin' iny, fa avaratra kokoa, mirefy tokony ho 40 kilaometatra. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 milahatra |
Part of speech | 15 adjective |
Explanations in Malagasy |
16 mitovy, sahala [Sihanaka]
[1.78] |
Updated on 2023/01/20 |