|
|
|
|

Entry1  lahabolana
Elementary words  2  lahatra, volana
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Literature: (in general)
Explanations in Malagasy  5  literatiora am-bava mety hiady rima na tsia [1.13]
Explanations in French  6  littérature orale [1.13]
Examples  7  Manaraka ireo kosa dia hojerena miandalana ireo lahabolana hafa ahitana ny Angano, ny Tapatono, ny Kabary, ny Beko ary ny Poezia. [2.606]
Titles 

Updated on 2023/06/08