|
|
|
|

Entry (1/3)1  volana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Sihanaka] [vôlaña] teny
4  [1.1] Teny atao, teny aloakan' ny vava
Explanations in English  5  [1.7] speaking
Explanations in French  6  [1.3, 1.7] speech
7  [1.3, 1.8] parole
8  [1.3] promesse, engagement
9  [1.8] action de parler
Vocabulary  10  Linguistics
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Synonyms  18  kabary
Compound words 
Titles  63  Hitsivolana 2018-001 : Momba ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana ho amin' ny taona 2019 (Fanjakana Malagasy)
64  Rakibolana Rakipahalalana (Akademiam-pirenena Malagasy)
Proverbs  65  Proverbs containing the word volana

Entry (2/3)66  volana
Part of speech  67  noun
Explanations in Malagasy  68  [1.1] Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana
Explanations in English  69  [1.7] the moon
Explanations in French  70  [1.8] la lune
Examples  71  Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
72  Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!... [2.471]
Vocabulary  73  Astronomy
Analogs  74  fenomanana
Compound words 
Proverbs  107  Proverbs containing the word volana
Article  108  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Entry (3/3)109  volana
Part of speech  110  noun
Explanations in Malagasy  111  [1.1] Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany
Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31.
Explanations in English  112  [1.7] a month
Explanations in French  113  [1.8] le mois
114  [1.13] mois
Examples  115  Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe [2.324]
116  Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo [2.470]
117  volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity [2.472]
118  Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa. [2.296#]
Vocabulary  119  Time
Compound words 
Hyponyms 
Proverbs  211  Proverbs containing the word volana
Tables and plates  212  Measure of Time
Article  213  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  214  alavon, avalon, lovana, nalavo, navalo, novala, valona, volana

Updated on 2024/08/17