|
|
|
|

Entry (1/3)1  vola
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy
4  [1.13] drala
Explanations in English  5  [1.7] money in general
Explanations in French  6  [1.8, 1.13] argent; monnaie
Vocabulary  7  Economy: finances, management
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Derivatives 
10  Passive verbs :
Compound words 
Phytonyms 
Article  47  Randzavola: vola ao amin' ny Baiboly

Entry (2/3)48  vola
Part of speech  49  noun
Explanations in Malagasy  50  [1.1] Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka
Explanations in English  51  [1.7] silver
Explanations in French  52  [1.8, 1.13] argent
Vocabulary  53  Chemistry
Derivatives 
54  Names :
Synonyms  55  volafotsy
Analogs  56  Ag
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Toponyms 
Proverbs  123  Proverbs containing the word vola
Tables and plates  124  Periodic Table

Entry (3/3)125  vola
Part of speech  126  noun
Explanations in Malagasy  127  [1.78] [Taisaka] volana mpanazava alina

Anagrams  128  lavo, lova, valo, vola

Updated on 2024/08/31