Entry | 1 lela vola |
Elementary words | 2 lela, vola |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 (taloha): vola tsy vaky, ariary 5 (ankehitriny): teny enti-milaza vola vy na taratasy azo ampiasaina avy hatrany amin' izao, fa tsy taratasim-bola mbola tokony hatakalo; enti-milaza tena vola fa tsy taratasim-bola na zavatra mitovy vidy amin' ny vola: Saiky haloany vary ny karamako, kanefa tsy nety aho fa nasaiko nataony lela volaihany [1.1] |
Updated on 2023/05/16 |