Entry | 1 renivola |
Elementary words | 2 reny, vola |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vola apetraka amin' ny banky mba hiteraka zanabola; petra-bola Vola ampiasaina hahazoana tombony |
Explanations in English |
5 [1.7] capital set out at interest; the principal lent out |
Explanations in French |
6 [1.8] capitaux investis ou prêtés; le capital |
Examples |
7 Ny Fanjakana no miantoka ny fiarovana ny renivola sy ny fampiasam-bola hamokarana. [1.320#] |
Vocabulary |
8 Economy: finances, management |
Compound words |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |