Entry | taratasim-bola | |
Elementary words | taratasy ; vola | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Taratasy solom-bola, izany hoe azo andraisam-bola any amin' ny tranom-bola [1.1] | |
Explanations in French | Effets de commerce, mandat-carte [1.13] | |
Examples | Ny fangalarana volam-panjakana, ny fanagiazana tsy ara-dalàna ny tanim-panjakana na ny tanin' olon-tsotra, ny kolikoly amin' ny endriny rehetra na mivantana na an-kolaka, ny fanolanana na ny fanaovana sonia taratasimbola tsy misy antoka dia tsy toe-draharaha politika.
[4.27] | |
Vocabulary | Economy: finances, management | |
Updated on 2023/06/19 |