Entry | 1 volamena |
Elementary words | 2 vola, mena |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] karazana metaly anisan'ireo antsoina hoe "sarobidy": mavomena mamiratra ny volony, mavsan-danja izy, azo hanifisina faran'izay kely ary tsy mety miova fenitra na oviana na oviana: ireo toetrany rehetra ireo no nahatonga azy hanaovana firavaka sarobidy isan-karazany sy ho fototry ny sandam-bola miasa eran-tany; misy karazany roa ny volamena: ny volamena maitso sy mena. 5 [1.13] karazana metaly sarobidy mavo na fotsy na mena |
Explanations in English |
6 [1.7] gold |
Explanations in French |
7 [1.6] [Tanala]
or. Associé au monde du ciel 8 [1.3, 1.8, 1.13] or 9 [1.5] or (métal) |
International |
10 [3.1] Au |
Examples |
11 Misy toerana ihadiam-bolafotsy, misy toerana fanadiovam-bolamena [2.996] 12 Randra-madinika no nanaovany ny volony ary kavina volamena kely izay no nitevika ny sofiny. [2.470] 13 Raha misy ady mipoaka, hoy aho, mba misondro-bidy koa ny volamena sy ny vatosoa. [2.471] |
Vocabulary |
14 Chemistry |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word volamena |
Tables and plates |
28 Periodic Table |
Article |
29 Randzavola: volamena ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) |
Anagrams | 30 |
Updated on 2025/01/21 |