|
|
|
|

Entry1  Amparafaravola
Elementary words  2  farafara, vola
Part of speech  3  name (toponym) [Full list]
Examples  4  [2.472] Nisy aza olona nosamborina tany amin' ny faritanin' amparafaravola, any atsimo andrefan' Alaotra, nandalo tao tamin' ny lalany ho any Ambatondrazaka, tsy navela nanohy ny diany intsony.
5  [2.48] Ambatondrazaka sy amparafaravola — ny Sianaka;
Vocabulary  6  Geography: towns

Updated on 2024/12/25