Entry | 1 volaina |
Root | 2 vola |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Amidy mba ho tonga vola: Milaza tsy manam-bola ianao, nefa manan-trano; raha izaho ianao, volaiko ilay trano [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 alavony, avalony, avilano, ivaloan, ivolana, lanivoa, lavanio, lavinao, lovanay, loviana, nivaloa, novalia, ovinala, valinao, valoina, volaina, volanay |
Updated on 2023/01/20 |