Entry | 1 volavelona |
Elementary words | 2 vola, velona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa tsy mivongana ny toetrany, ary anaovana ireo fitaovana fitsapana hafanana na fitsapana ny havesatry ny aera 5 [1.13] karazana metaly fotsy miranoka |
Explanations in English |
6 [1.7] quicksilver, mercury |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.5, 1.8, 1.13] mercure |
International |
8 [3.1] Hg |
Vocabulary |
9 Chemistry |
Tables and plates |
10 Periodic Table |
Updated on 2024/12/08 |