|
|
|
|

Entry1  volavelona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa tsy mivongana ny toetrany, ary anaovana ireo fitaovana fitsapana hafanana na fitsapana ny havesatry ny aera
4  [1.13] karazana metaly fotsy miranoka
Explanations in English  5  [1.7] quicksilver, mercury
Explanations in French  6  [1.3, 1.5, 1.8, 1.13] mercure
International  7  [3.1] Hg
Vocabulary  8  Chemistry
Elementary words  9  vola, velona
Tables and plates  10  Periodic Table

Updated on 2024/12/08