|
|
|
|

Entry1  vorombola
Elementary words  2  vorona, vola
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vorona iray fianakaviam-be amin' ny akoho sy ny vorontsiloza, misy volony marevaka, indrindra ny lahy, izay manan-drambo mahazo misandrahaka ka mivelatra toy ny kodiarana
Explanations in French  5  [4.22] peacock
6  [1.54, 4.22] paon
Vocabulary  7  Zoology: birds
Article  8  Randzavola: vorombola ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
10 

Anagrams  11  rombovola, vorombola

Updated on 2025/01/21