|
|
|
|

Entry1  vorona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka.
Explanations in English  4  [1.7] a bird, esp. waterfowl
Explanations in French  5  [1.54, 1.8, 1.13] oiseau
Examples  6  Eny andrefan-tranonay
misy vorona roa mangamanga
[2.131]
Vocabulary  7  Zoology: (in general)
8  Zoology: birds
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Titles  78  Ilay Vorona Mena (Rapatsalahy Paul)
Proverbs  79  Proverbs containing the word vorona

Anagrams  80  norova, vorona

Updated on 2023/06/03