|
|
|
|

Entry1  tranovorona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anarana ilazana ny vatam-paty nohaingoina eo ambony lampihazo rehefa anaovana fombam-pivavahana any am-piangonana
Explanations in French  4  [1.3] un cercueil, une bière, un catafalque
Examples  5  [2.48] Ary ny mpanjaitra rehetra nangonina nanjaitra tranovorona.
Elementary words  6  trano, vorona

Updated on 2024/12/07