|
|
|
|

Entry (1/3)1  vorondreo
Elementary words  2  vorona, reo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy
Explanations in French  5  [1.54] oiseau au cri plaintif
Examples  6  koa ny vorondreo no hafaro,
fa sady mitoreo no milaza.
[2.131]
7  Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. [2.895#]
Vocabulary  8  Zoology: birds
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  12  Proverbs containing the word vorondreo

Entry (2/3)13  vorondreo
Elementary words  14  vorina, reo
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16  [1.196] (de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant). Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements. [Betsileo]
Vocabulary  17  Botany

Entry (3/3)18  Vorondreo
Elementary words  19  vorondreo
Part of speech  20  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  21  Geography: towns

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/28