Entry | 1 vorona mindram-bolo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fisehoana tsy araka ny tena toetran' ny tena fa amboamboarina fotsiny hanodoka an' izay mahita ny tena |
Explanations in English |
4 [1.2] Lit. a bird borrowing feathers ; fig. To dress up in what has been borrowed. |
Elementary words | 5 vorona, mindrana, volo |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |