|
|
|
|

Entry1  voromailala
Elementary words  2  vorona, mailala
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  5  Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana) [1.1]
6  vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona [1.62]
Explanations in English  7  a dove, a pigeon [1.2]
Explanations in French  8  pigeon, colombe [1.3]
9  pigeon [1.54]
Examples  10  Nefa hatao inona moa no nividianana ireo lafo, na bitro na voromailala na bolidaogy. [1.437#]
Other spellings  11  voromahailala
Compound words 
Article  13  Randzavola: voromailala ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/10/26