Entry | 1 domohina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] Karazam-boromailala dia, izay misy betsaka eto amintsika ary fahita indrindra any ambany any anindrana. Maro volo na soratra izy, ka izany no nanaovana ny anarany hoe Turtur picturatus na Tourterelle peinte (Domohina miloko). 4 [1.1] Voromailala dia |
Explanations in French |
5 [1.3#113, 1.54, 1.13] Tourterelle 6 [1.13] pigeon sauvage |
Examples |
7 Lay hany domohina mamin' ny fony, nindaosim-papango [1.245#mg] 8 vadiny izy, hoy ny domohina mifampirokoroko amin' ny namany [2.445#] 9 Tsy ny biby rehetra akory dia natao anompana olona, misy ireo biby natao andokafana toy ny domohina [1.519#] |
Vocabulary |
10 Zoology: birds |
Other spellings | 11 demohina, dimoy, domo, domohy, domoy, limohy |
Analogs | 12 pakatova, voromahailala |
Phytonyms |
|
Titles |
Scientific name |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word domohina |
Anagrams | 18 domohina, hodonaim |
Updated on 2025/02/02 |