|
|
|
|

Entry1  tenim-bola
Elementary words  2  teny, vola
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  fahefana ananan' ny vola, ka raha misy raharaha atao, ara-bola no ibaikoana sy andidiana ny hafa (ankehitriny, dia atao koa hoe totohondry vola) [1.1]

Updated on 2023/06/08