Entry (1/3) | 1 faribolana |
Elementary words | 2 faritra, volana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan' ny teboka rehetra aminy amin' ny teboka iray eo afovoany |
Explanations in English |
5 [1.2] A circle, a circumference, a circuit 6 [1.7] a circle |
Explanations in French |
7 [1.8] cercle |
Examples |
8 Nanao faribolana izahay ary niteny aho ka Robert Gagg no nandika teny ho amin' ny fiteny alema. [2.356#] |
Vocabulary |
9 Mathematics: geometry |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 22 faribolana |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in English |
24 [1.2] a children's game of making circles. |
Examples |
25 Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao faribolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5#] |
Vocabulary |
26 Game |
Entry (3/3) | 27 fari-bolana |
Part of speech | 28 locution |
Explanations in Malagasy |
29 [1.1] enti-milaza sary vorivory |
Anagrams | 30 fari-bolana, faribolana |
Updated on 2024/08/13 |