Entry | 1 faritra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny sisin-javatra: Lazao aiza avy ny faritr' i Betsileo 4 Fetra mamangitra zavatra iray: Asivo faritrany tokotanintsika [1.1] |
Explanations in English |
5 a mark, an outline, a defined boundary, extent [1.2] 6 a limit or boundary [1.7] |
Explanations in French |
7 trace pour limiter quelque chose, encadrement, bordure, délimitation, contour, bornes [1.3] 8 limite, trace [1.8] |
Examples |
9 Asivy faritra ny tanimboly (Mettez une marque pour délimiter le champ) [1.3] 10 Aiza ny faritr' Imerina? (Où sont les bornes de l’Imerina?) [1.3] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 18 fangitra |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 26 Tantaran' i Madagasikara isam-paritra (Randriamamonjy Frédéric) |
Hyponyms |
|
Tables and plates |
49 The twenty-two regions |
Anagrams | 50 afaritr, arafitr, arifatr, faratry, faritra, firàtra, firatra, rafitra, rifatra |
Updated on 2024/09/04 |