|
|
|
|

Entry1  famaritana
Root  2  faritra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanasiana faritra, tsipika manodidina, famalana, famerana
5  [1.13] fanomezana fanazavana ny teny iray
Explanations in French  6  [1.3#155] l'action de circonscrire, de limiter, l'instrument
7  [1.13] définition
Examples  8  Inona ny famaritana mazava ny antony iapangana azy? [4.27#2007/04/21]
9  Moa ve misy famaritana hafa heverinao fa mety na azo ilazana ny finoana? [2.285#182]
10  Araka izany famaritana ny foto-dresaka izany, dia lahateny noraisim-peo no hotrandrahina. [2.606#83]
Compound words 

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21