Entry | 1 fitenim-paritra |
Elementary words | 2 fiteny, faritra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady 5 [1.13] fomba itenenana ny tenim-pirenena iray miovaova araka ny faritra |
Explanations in French |
6 [1.13] parler régional |
Vocabulary |
7 Linguistics |
Synonyms | 8 fitenim-paritany |
Updated on 2024/12/10 |