Entry | 1 fiteny |
Root | 2 teny |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Linguistics |
Explanations in Malagasy |
5 Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy. 6 Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany 7 Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany 8 Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby 9 Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany [1.1] |
Explanations in English |
10 a language 11 the customary way of speaking [1.7] |
Explanations in French |
12 manière de parler [1.3#696, 1.8] 13 le language 14 ce qu'on peut défendre [1.3#696] 15 une langue [1.8] |
Examples |
16 Nony kelikely, azon' I Lidy an-tsaina fa Komoriana ity olona hafahafa fiteny ity; [2.470] 17 Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word fiteny |
Updated on 2023/06/26 |