|
|
|
|

Entry1  faritany
Elementary words  2  faritra, tany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina
Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy
Explanations in English  5  [1.2] (fari-tany) A boundary, a landmark.
6  [1.7] a certain territory or region
Explanations in French  7  [1.8] territoire, région
Examples  8  Mpianakavy ny mpanjaka tamin' ireo faritany telo ireo. [2.113#]
9  Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472#]
10  Tsy mitovy isa ny mponina amin' ny faritany tsirairay. [2.332#]
Vocabulary  11  Geography: (in general)
Compound words 
Hyponyms 
Tables and plates  20  The six provinces

Anagrams  21  atrifany, faritany, fatraiñy, finaitra, fitarany, ifaritan, irifatan, itrifana, nafitray, niafitra, nifarita, nirifata, rifatina, tafariny, tarafiny, tarifina

Updated on 2024/09/04