Entry (1/3) | 1 mahajanga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 soga [Taimoro] [1.78] |
Entry (2/3) | 4 Mahajanga |
Part of speech | 5 name (toponym) |
Vocabulary |
6 Geography: towns |
Explanations in French | 7 [1.11]8 nom français: Majunga [3.1] |
Examples |
9 Hanatitra entana any Maroantsetra no hialako ao Toamasina, dia hiakatra hatrany Antomboka sy mahajanga aho. [2.471] 10 Ny tena nidiran' ny mpananika teto ampovoan-tany anefa, dia ny lalana mahajanga-Antananarivo. [2.472] |
Elementary words | 11 maha~, janga |
Tables and plates |
12 Full list |
Illustrations |
|
Entry (3/3) | 14 Mahajanga |
Part of speech | 15 name (toponym) |
Vocabulary |
16 Politique |
Explanations in Malagasy | 17 iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra efatra ao anatiny: Sofia, Boeny, Betsiboka, Melaky [3.1] |
Hyperonym |
|
Tables and plates |
18 Full list 19 The six provinces |
Illustrations |
|
Anagrams | 21 Mahajanga, mahajanga, Mahajanga, mahajanga |
Updated on 2024/09/23 |