Entry (1/3) | 1 janga |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga 4 Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [1.1] |
Explanations in English |
5 a prostitute 6 immoral [1.7] |
Explanations in French |
7 lascif [1.3#291] 8 prostituée 9 immoral [1.8] |
Derivatives |
|
Article |
13 Randzavola: janga ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 14 janga |
Part of speech | 15 adjective |
Explanations in Malagasy |
16 sitrana [Bara]
[1.78] 17 vao avy narary, vao sitrana: Tsy mahaloha lavitse reke fa vaho janga [Tandroy] [1.78] 18 Sitrana [Sakalava] [1.1] |
Explanations in French |
19 guéri: Efa janga ny marary (le malade est guéri) [Tankarana]
[1.19] |
Derivatives |
|
Toponyms |
|
Entry (3/3) | 23 janga |
Part of speech | 24 adjective |
Explanations in Malagasy |
25 Enti-milaza ny loha miranga ary mitraka tsara [1.1#459] |
Explanations in French |
26 relevé [1.3#291] |
Compound words |
|
Updated on 2023/03/06 |