Entry | 1 jangajanga |
Root | 2 janga |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga 5 Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [1.1] |
Explanations in French |
6 luxurieux, libertin, qui se livre au désordre, de moeurs corrompues [1.3] |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 janga |
Updated on 2023/01/20 |