Entry | 1 fijangajangana |
Root | 2 jangajanga |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanaranam-po amin' ny fitondran-tena ratsy, filibana amin' ny fahalianana ara-nofo, fandehanana amin' ny olona tsy vadin' ny tena: Raran' Andriamanitra amin' ny didy fahenina ny fijangajangana [1.1] |
Explanations in English |
5 adultery, licentiousness [1.7] |
Explanations in French |
6 luxure [1.3#291, 1.8] 7 adultère [1.8] |
Examples |
8 Rahefa tapa-kevitra ny hiala amin' ny loka sy ny fijangajangana! [2.529#] 9 Misy milaza fa hila haka tahaka ny fomban' ny Tanindrana iarahany miaina Ingahy Randriamihaja, raha ny fijangajangana sy ny fisotroan-toaka no heverina [2.5] |
Analogs | 10 fandehandehanana |
Updated on 2023/03/06 |