|
|
|
|

Entry1  mijangajanga
Root  2  jangajanga
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manaram-po amin' ny fitondran-tena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo; mandeha amin' ny olona tsy vadin' ny tena [1.1]
Explanations in English  5  to commit adultery [1.7]
Explanations in French  6  Se rendre coupable de luxure [1.3#291]
7  être adultère [1.8]
Examples  8  Ary maloto fitondran-tena izy mijangajanga, sy manao tokatrano maso amin'izay tieny halaina nela ny vadiny renianany, dia mandefitra foana any amin'ny tranon-drainy aman-dreniny. [2.59#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Updated on 2023/03/06