Entry (1/2) | 1 sitrana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka nivoaka ny hopitaly [1.1] |
Explanations in English |
4 healed, recovered from illness [1.7] |
Explanations in French |
5 guéri, rétabli [1.3#612] 6 guéri, rétabli après une maladie [1.8] |
Examples |
7 Ary teo izahay voa samy tena natoky fa ho sitrana i Manana. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 15 miafa, miafana, nialan' aretina, mitsiatsia, mihatsara, mihamatanjaka, mahatsangana, maty holatra, afaka aretina, afa-doza, tsy misy atahorana intsony |
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word sitrana |
Entry (2/2) | 20 sitràna |
Part of speech | 21 imperative of adjective sitrana [Full list] |
Explanations in French |
22 Soyez guéri [1.3#612] |
Examples |
23 Sitràna soa aman-tsara [1.1] |
Anagrams | 24 an-tsary, asitran, itsaran, nasitra, nitsara, ranitsa, ratsina, sanatri, sanatry, sañitra, santari, santria, satrani, satrina, sitrana, sitràna, tsarain, tsiraña |
Updated on 2023/09/16 |