Entry (1/3) | 1 miafana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra |
Examples |
4 [1.1] Niempaka ny molotro nony niafana ny fanaviako |
Root | 5 afa |
Morphology |
|
Synonyms | 9 miafa |
Entry (2/3) | 10 miafana |
Part of speech | 11 active verb |
Explanations in English |
12 [1.2] to be purified; to be sprinkled with the water in the ceremony of the afana |
Explanations in French |
13 [1.3] se purifier, recevoir l'aspersion, prendre un bain, etc. |
Root | 14 afana |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 19 miafàna |
Part of speech | 20 imperative of active verb miafana [Full list] |
Explanations in English |
21 [1.2] |
Root | 22 afana |
Anagrams | 23 afanaim, amafany, anafiam, famanay, iafanam, manafay, manafia, miafàna, miafana |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |