|
|
|
|

Entry1  miafa
Root  2  afa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena: Niempaka ny molotro nony niafa ny fanaviako. (Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra)
Explanations in English  5  [1.2] imperative and relative not used. To be recovering from sickness.
Explanations in French  6  [1.3#5] Se dit de la fièvre qui diminue
Vocabulary  7  Health
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Synonyms  11  miafana

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21