Entry | sinitrana (sitrana) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Sitranina, asiam-panafody mba tsy harary intsony: Nosinitran' ilay mpitsabo ny aretiny [1.1] | ||||||
Explanations in French | Qu’on a guéri [1.3] | ||||||
Vocabulary | Health | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | voasitrana | ||||||
Anagrams | antsirina, sinitrana, sitranina |
Updated on 2023/01/20 |