Entry | 1 sinitrana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Sitranina, asiam-panafody mba tsy harary intsony: Nosinitran' ilay mpitsabo ny aretiny |
Explanations in French |
4 [1.3#612] qu’on a guéri |
Vocabulary |
5 Health |
Root | 6 sitrana |
Morphology |
|
Synonyms | 10 voasitrana |
Anagrams | 11 anantsiry, antsirina, nanisitra, nasitrany, nisatrian, nitsarany, nitsirana, sanatriny, santariny, sarintany, satraniny, sinitrana, siran-tany, sitranina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |