|
|
|
|

Entry1  afa-doza
Elementary words  2  afaka, loza
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona efa teo ambavahoanan' ny loza nefa afaka soa aman-tsara; voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena
Explanations in English  5  [1.2] [loza, calamity, danger.] Free from pain or trouble, released from danger, rescued from an impending calamity.
Synonyms  6  afa-paty
Proverbs  7  Proverbs containing the word afa-doza

Updated on 2024/12/10