|
|
|
|

Entry1  sitranina
Root  2  sitrana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atao sitrana: Sitrano aloha ny ferinao vao mandeha
Afahana amin' ny aretina: Sitrano ny zanako, dokotera
Explanations in English  5  [1.7] to be healed
Explanations in French  6  [1.8] qu'on guérit
Examples  7  Izay i Feno vao nahita fa misy fahantrana tsy takaitra tonga ho azy na vokatry ny fiaraha-monina misy zara vilana, fa aretina novolen' ny tompony ary iniana tsy sitranina. [2.472]
8  dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana. [2.996]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21