|
|
|
|

Entry (1/2)1  mpamaritra
Root  2  faritra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Sokajin-teny enti-mamaritra, izay mitsinjara ho karazany maro:
sokajinteny
Explanations in English  5  [3.1] adjective
Explanations in French  6  [1.13] mpamaritra isa: adjectif numéral cardinal
7  [3.1] adjectif
Examples  8  Ny mpamaritra anarana Le kosa dia tsy anondroana lehilahy fotsiny. [1.519#]
Vocabulary  9  Linguistics

Entry (2/2)10  mpamaritra
Root  11  faritra
Part of speech  12  noun
Explanations in French  13  [1.13] déterminant
mpamaritra asa: opérateur
mpamaritra hajatena: déterminant d'un endomorphisme
mpamaritra ny fifanesena: déterminant du composé
mpamaritra roaroa, mpamaritra roa andalana: déterminant 2x2
mpamaritra vaventy: déterminant principal
Vocabulary  14  Mathematics: algebra
Compound words 

Anagrams  16  mpamaritra, mpamiratra, mpiramatra

Updated on 2024/08/16