|
|
|
|

Entry (1/2)1  finaritra
Root  2  faritra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Bezanozano] tsara, salama tsy marofy
5  [1.1] Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo
Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia
Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha
Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka
Explanations in English  6  [1.2] happy, joyous, healthy, well, content, satisfied, delighted.
used in some provinces, especially by the Betsimisaraka, as a salutation, as: Finaritra, tompoko, you are well, Sir; i.e. How do you do, Sir? Manao finaritra anao aho: I salute you. The word finaritra may possibly be a passive with infix from faritra; or a compound of fina and aritra
7  [1.7] well, happy
Explanations in French  8  [1.19] [Tankarana] salut betsimisaraka, la réponse est la même.
9  [1.8, 1.5] bien portant; heureux
10  [1.5] joyeux
Examples  11  Kaneía betsaka no tsy finaritra tamin' ny fanambadiana. [1.38]
12  Nahoana hianao raha mandry mahalefitra
no finaritra asian'olon-tsarotra?
[2.131]
13  finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy. [2.470]
Morphology 
14  Imperative :
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word finaritra

Entry (2/2)23  finaritra
Root  24  faritra
Part of speech  25  passive verb
Explanations in French  26  [1.3#155] circonscrit, limité
Morphology 
27  Present :
28  Past :
29  Future :
Synonyms  30  voafaritra

Anagrams  31 

Updated on 2025/01/21