|
|
|
|

Entry1  voafaritra
Part of speech  2  past participle
Explanations in English  3  [1.2] marked out, having boundary lines set.
Explanations in French  4  [1.3#155] circonscrit, limité
5  [1.13] délimité; compris entre
Examples  6  [2.470] Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka.
7  [2.472] Asa tsy voafaritra mialoha izany, fa arakaraka izay nisy no nampanaovina azy sy ireo vitsivitsy toa azy:
Root  8  faritra
Morphology 
9  Past :
Synonyms  10  finaritra
Compound words 

Anagrams  12  voafaritra, voarafitra, voarifatra

Updated on 2025/01/21