|
|
|
|

Entry1  mifaritra
Root  2  faritra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Misy faritra, voafaritra: Tsy azony kasihinany tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara
Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo amin' ny handriny
Explanations in English  5  [1.2] having a mark, having boundary lines.

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21