Entry | 1 mifaritra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misy faritra, voafaritra: Tsy azony kasihinany tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo amin' ny handriny |
Explanations in English |
4 [1.2] having a mark, having boundary lines. |
Root | 5 faritra |
Anagrams | 6 mifaritra, mirafitra, mirifatra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |