Entry |
mamaritra
(faritra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manisy tsipika manodidina, mamala, mamangitra: Mamaritra tanimboly Mametra: Ny tendrombohitra Bemaraha no mamaritra ny tanin' ny Sakalava aty atsinanana / Fa iza no mba hamaritra ny fahefako eto an-tokantranoko? [1.1]
|
Explanations in English | To mark out, to set boundary lines, to set dimensions. [1.2]
|
Examples |
1 | Ny lalàna no mamaritra izany.
[1.320]
|
2 | Ny toe-bola sy ny velaran-tany volena no mamaritra ny safidy.
[2.117]
|
|
Morphology |
Present : |
mamaritra |
Past : |
namaritra |
Future : |
hamaritra |
Imperative : |
mamarita |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|