|
|
|
|

Entry (1/2)1  atsinanana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adverbs :
Vocabulary  8  Space
Explanations in Malagasy  9  Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. [1.1]
Explanations in English  10  the east; atinanana is used in provinces. [1.2]
11  the east [1.7]
Explanations in French  12  est [1.3#66, 1.8]
Examples  13  Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
14  Maloka ny avaratra atsinanana. [2.499]
Morphology 
15  Simple :
Other spellings  16  atinanana
Compound words 
Ethnonyms 
Toponyms 
Hyperonym 
Holonym 
Proverbs  23  Proverbs containing the word atsinanana

Entry (2/2)24  Atsinanana
Part of speech  25  name (toponym)
Vocabulary  26  Politique
Explanations in Malagasy  27  faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina [3.1]
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  35  Full list
36  The twenty-two regions
Illustrations 
37 

Anagrams  38  Atsinanana, atsinanana, Atsinanana, atsinanana

Updated on 2024/10/30