Entry | 1 Tatsinanana |
Part of speech | 2 noun or adverb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny olona avy any atsinanana. -- Raha ilazana ny fizaran' ny tany lehibe io teny fo, dia enti-milaza ny olona avy any amin' ny ilan' ny tany heverina fa iposahan' ny masoandro, toa an' i Japana, i Sina sy ny milahatra aminy rehetra |
Explanations in English |
4 [1.7] the east people |
Explanations in French |
5 [1.5] les Orientaux 6 [1.8, 1.5] les gens de l'Est |
Examples |
7 [2.296#37] Samy ankolafin' ny tatsinanana i Bouddha sy Kaonfosiosy. 8 [2.285#110] Ny sivilizasionina tandrefana sy tatsinanana samy velon-tsoratra eo. 9 [2.285#76] Ny "Andriamanitra" dia voalazan' ny mpahalala sasany fa avy amin' ny teny tatsinanana atao hoe "sanscrit. |
Elementary words | 10 t~, atsinanana |
Analogs | 11 tandrefana, tatsimo, tavaratra |
Titles |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |