|
|
|
|

Entry1  Tandrefana
Elementary words  2  t~, andrefana
Part of speech  3  noun or adverb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny olona avy any andrefana. -- Raha ilazana ny fizaran' ny tany lehibe io teny io, dia entina milaza ny olona avy any amin' ny ilan' ny tany heverina fa ilentehan' ny masoandro, dia i Eoropa izany, Amerika... mifanohitra amin' ny Tatsinanana, karazan' olona monina amin' ny ilany atsinanana amin' ny tany (Azia, Japana...)
Explanations in English  5  [1.7] the west people
Explanations in French  6  [1.5] les Occidentaux
7  [1.8, 1.5] les gens de l'Ouest
Examples  8  tandrefana ity, tatsinanana irokatra. [2.285]
9  Ary tsy ny rehetra koa no nitady ny "fandrosoana " araka ny filamatra tandrefana. [2.366]
10  Ny tandrefana no tsy manaiky ny fisian' ny zanany hanova na inona na inona eo amin' ny fiainany, ka tsy voasakan' ny fitaizana tsy hamonjy ny lanonana firiariavany fahiny, fa ny Malagasy kosa mahafoy izay korana tsy hahafahany mirongitra ny kitrany. [2.5]
Analogs  11  tatsimo, tatsinanana, tavaratra

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21