Entry | 1 andrefana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny lafin' ny vodilanitra ilentehan' ny masoandro (mifanohitra aminy: atsinanana) |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] the west |
Explanations in French |
5 [1.3#40, 1.8] ouest |
Examples |
6 Atsy andrefana atsy misy hazo madinidini-dravina; [2.857#] 7 Nanaraka arabe hatrany ny Anglisy avy any andrefana. [2.472#] |
Vocabulary |
8 Space |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Antonyms | 12 atsinanana |
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 19 Tantaran' ny Zanakantitra sy ny Menalamba tao andrefan' Ankaratra (Rasamuel Maurice) |
Proverbs | 20 Proverbs containing the word andrefana |
Anagrams | 21 |
Updated on 2025/01/21 |