Entry | ankandrefana (andrefana) | ||||||||||||
Part of speech | adverb | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Miasa kokoa any an' indrana ny "ankandrefana", fa ny "andrefana" no fitenin' ny eto Imerina, afa-tsy ny matoanteny miforona avy aminy, hoe: miankandrefana, ankandrefanina, iankandrefanana, fiankandrefana, fiankandrefanana, mpiankandrefana, voaankandrefana. [1.10] | ||||||||||||
[1.1] | |||||||||||||
Explanations in French | Voyez andrefana [1.3] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Analogs | anavaratra ~ anatsimo ~ antsinanana | ||||||||||||
Updated on 2023/01/20 |